Articles
Fambolen-kazo ny Antoko AREMA tamin'ny 04 Febroary 2023.
Nanatanteraka ny fambolen-kazo ny Antoko AREMA, izay notarihin'i Ramatoa sekretaria nasionaly Annick RATSIRAKA. Natao izany mba ho mariky ny firaisam-po sy firaisan-tsaina amin'ny fiarovana ny tontolo iainana. (Izay mamboly hazo dia mamelona an'i Madagascar). Miisa 5000 ny hazo nivolena.
Ny AREMA dia Namokatra, Mamokatra ary Hamokatra hatrany.
#AREMA #VAHOAKA #TANINDRAZANA
tsara ny mahay mitantana ny zavaboary misy eto amintsika
tena tsara
Merci AREMA
Merci e!
C'est avec plaisir de vous repondre à votre message et Nous somme toujours disponible de vous repondres tout les jours
LOT II J 18 MANGARIVOTRA,FARAVOHITRA, 101 ANTANANARIVO, MADAGASCAR
+261 34 24 130 69
courrier@parti-arema.com
Abonnez-vous à notre NEWSLETTER afin de recevoir régulièrement de nos nouvelles et pour ne rater aucune de nos réalisations.
© Copyright 2023